Izay tia ny tenin-drazany dia tia ny tanindrazany.


Momba ny fiarahanay miasa

Tsy vita irery ny Rakibolana Teny Soa, fa asa lavitra ezaka izay vokatry na fiaraha-miasa akaiky.
Fanolorana ireo vondrona sy nolona nandray anjara.



Ireo vondrona niara-niasa



Ny Akademia Malagasy
Tompon’ny Rakibolana sy Rakipahalalana [2005]


Ny GESC Vondrona
tompon’andraikitry ny fikasana


Ny Foibe momba ny Teny (Akademia Malagasy)
Mpiara-miasa akaiky




Ireo olona niara-niasa



Ravalitera Nalisoa
Talen’ny Foibe momba ny Teny
(Akademia Malagasy)


Ramavonirina Oliva
Mpikamba maharitra ao amin’ny Akademia Malagasy


Ramasinatrehina Rohy
Informatisianina


Rakotovao Pierre
Mpikamban’ny Foiben’ny GESC


Rakotovao-Rabarihoela Volaniaina
Filohan’ny GESC


Rafenoarilala Nantenaina Eli
Mpiara-miasa


Rakotovao Anne-Élise
Mpiara-miasa


Fanambinana Sahoby Onisoa
Mpiara-miasa